Wanna Be Startin' Somethin'

Wanna Be Startin' Somethin'



Charloote
> 16 <
Malagasy
Near
Toul'House





# Posté le vendredi 25 avril 2008 05:01
Modifié le vendredi 25 avril 2008 08:55

MP3 : Teny Mamy - TOVO J'HAY / Teny Mamy (Live) (2004)

Teny Mamy - TOVO J'HAY / Teny Mamy (Live) (2004)
Ecouter ce morceau
Titre : Teny Mamy (Live) [Ajouter ce morceau à mon blog]
Album : Teny Mamy - TOVO J'HAY
Année : 2004
Paroles :


Ny teny mamy nolazaiko
Nanambitamby anao
Matokisa sombinaiko
Fa tsy hiova hatram'izao!
Hatezerako ombieny ombieny
Nankararirary fo
Aza raisinao ireny
Aoka hivalona avokoa!

Ianao irery no nilaiko
Ianao ilay nofinidy
Mahay mandamindamina ny saiko
Diamondra sarobidy!
Raha misy ny hadalako
Olombelona tokoa
Aoka re mba hofafàko
Dia hovaiko ho zava-tsoa!

Ny sangisangy 'zay fanao
Horokoroka fahiny
Raha mety re ianao
Averiko eto ankehitriny!
Ny bedibedy 'zay tsy tanty
'Zay nandreraka ny loha
Tsy ataoko intsony mandra-maty
'Zao dia 'zao aho dia hiova fo!



# Posté le vendredi 25 avril 2008 05:09
Modifié le vendredi 25 avril 2008 08:54

MP3 : Sans dessus de Soul - MONSIEUR NOV / Ma vie de Galerien (2008)

Sans dessus de Soul - MONSIEUR NOV / Ma vie de Galerien (2008)
Ecouter ce morceau
Titre : Ma vie de Galerien [Ajouter ce morceau à mon blog]
Album : Sans dessus de Soul - MONSIEUR NOV
Année : 2008

# Posté le vendredi 25 avril 2008 05:26
Modifié le vendredi 25 avril 2008 05:39









Thanks Elodie
&
Happy Birthday to you !!! :P








# Posté le vendredi 25 avril 2008 06:02
Modifié le dimanche 29 juin 2008 16:23

# Posté le vendredi 25 avril 2008 06:14